-
Isaia 49:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy izy: “Tsy hoe mpanompoko fotsiny ianao,
Ka hampitsangana ny fokon’i Jakoba,
Sy hampiverina an’izay Israelita narovana tsy ho faty.
-
-
Titosy 2:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Efa nasehon’Andriamanitra mantsy ny hatsaram-panahiny miavaka, ka afaka ny ho voavonjy ny karazan’olona rehetra.+
-