Eksodosy 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izaho kosa hamela ny Ejipsianina* hiziriziry amin’ny heviny, ka hiditra hanenjika ny Israelita izy ireo. Dia hahazo voninahitra aho rehefa resy i Farao sy ny tafiny rehetra, sy ny kalesy fitondrany miady, ary ny mpitaingin-tsoavaliny.+
17 Izaho kosa hamela ny Ejipsianina* hiziriziry amin’ny heviny, ka hiditra hanenjika ny Israelita izy ireo. Dia hahazo voninahitra aho rehefa resy i Farao sy ny tafiny rehetra, sy ny kalesy fitondrany miady, ary ny mpitaingin-tsoavaliny.+