-
Eksodosy 15:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nilaza ny fahavalo hoe: ‘Henjehiko ry zareo, dia hotratrariko!
Hizara an’izay azo babo aho ka tsy hijanona raha tsy afa-po!
Hanatsoaka ny sabatro aho! Handringana azy ireo ny tanako!’+
-
-
Hosea 12:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Ho hitan’izy ireo fa tsy mba manao ratsy na manota aho, amin’ny asa mafy rehetra ataoko.’
-