-
Deoteronomia 7:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Horoahin’i Jehovah Andriamanitrao hiala tsikelikely eo anatrehanao ireny firenena ireny.+ Tsy mahazo mandringana azy ao anatin’ny fotoana fohy anefa ianao, sao ho lasa be dia be ny bibidia ka ho laniny ianao.
-