Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+ Isaia 45:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa hovonjen’i Jehovah mandrakizay kosa ianareo ry Israely.+ Tsy ho menatra na ho afa-baraka ianareo mandrakizay.+
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+
17 Fa hovonjen’i Jehovah mandrakizay kosa ianareo ry Israely.+ Tsy ho menatra na ho afa-baraka ianareo mandrakizay.+