Salamo 14:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 53:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ny adala* miteny anakampo hoe: “Tsy misy izany Jehovah izany.”+ Tena ratsy sy maharikoriko ny tsy rariny ataony;Tsy misy manao ny tsara izy ireo.+ Zefania 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Amin’izany andro izany, dia hitondrako jiro i Jerosalema ka hataoko savahao.Dia hosaziko ireo olona tsy mivaky loha,* izay mieritreritra hoe:‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+
53 Ny adala* miteny anakampo hoe: “Tsy misy izany Jehovah izany.”+ Tena ratsy sy maharikoriko ny tsy rariny ataony;Tsy misy manao ny tsara izy ireo.+
12 Amin’izany andro izany, dia hitondrako jiro i Jerosalema ka hataoko savahao.Dia hosaziko ireo olona tsy mivaky loha,* izay mieritreritra hoe:‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+