FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “I Benjamina+ kosa hamiravira ny fahavalony toy ny amboadia.+ Hihinana remby izy amin’ny maraina, ary hizara an’izay zavatra azony babo izy amin’ny hariva.”+

  • 1 Samoela 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy i Saoly: “Tsy Benjaminita ve aho, avy amin’ilay foko kely indrindra amin’ny Israely?+ Ary tsy ny fianakaviako ve no tsy misy dikany indrindra amin’ny fianakaviana rehetra ao amin’ny fokon’i Benjamina? Koa nahoana ianao no miteny hoatr’izany amiko?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara