FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 144:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Atsory avy any amin’ny avo ny tananao;

      Afaho aho, ka vonjeo avy ao amin’ny rano manonja be,

      Dia avy eo an-tanan’ny* firenen-kafa,+

  • Fitomaniana 3:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Nandifotra ny lohako ny rano, ka hoy aho: “Vita ny amiko!”

  • Jona 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nalentiky ny rano aho ka efa saika maty,*+

      Ary difotry ny rano lalina be.

      Nifamatopatotra teo amin’ny lohako ny ahidrano.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara