Salamo 32:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jona 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa natsipinao tany amin’ny lalina be aho, tany anatin’ny ranomasimbe,Dia nalentiky ny rano mahery,+ Ary navadibadiky ny onjanao mahery.+
3 Rehefa natsipinao tany amin’ny lalina be aho, tany anatin’ny ranomasimbe,Dia nalentiky ny rano mahery,+ Ary navadibadiky ny onjanao mahery.+