FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 23:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hoy i Pilato fanintelony: “Fa maninona? Fa inona no ratsy nataon’io lehilahy io? Tsy hitako mihitsy izay tokony hamonoana azy ho faty. Koa hosaziko izy dia halefako.”

  • Jaona 15:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy ho meloka izy, raha tsy nataoko teo aminy ireny fahagagana mbola tsy nisy nanao ireny.+ Izao anefa izy sady nahita ahy no mbola mankahala ahy sy ny Raiko koa. 25 Mitranga anefa izany mba ho tanteraka ilay voasoratra ao amin’ny Lalàna hoe: ‘Nankahala ahy tsy amin’antony izy ireo.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara