-
Isaia 26:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ingainao ny tananao, Jehovah ô, nefa tsy jeren’izy ireo akory.+
Ho hitany fa mafana fo ho an’ny vahoakanao ianao, ka ho menatra izy ireo.
Ary handevona azy ny afo natokana ho an’ny fahavalonao.
-
-
Hosea 14:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Iza no hendry? Asaivo miezaka hahazo ny dikan’izany izy!
Ary iza no malina? Asaivo miezaka hahalala an’izany izy!
Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+
Ka ny olo-marina no handeha eo amin’izy io,
Fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.
-