-
Matio 27:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 dia nomeny divay nafangaro zava-mangidy i Jesosy hosotroiny.+ Tsy nety nisotro anefa izy rehefa avy nanandrana an’ilay izy.
-
-
Marka 15:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Nanandrana nanome azy divay nasiana miora mahadomelina ireo,+ fa tsy nety nisotro izy.
-