-
Romanina 11:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy koa i Davida: “Aoka ho lasa fandrika sy vela-pandrika sy vato mahatafintohina ary famaizana ho azy ireo ny latabany. 10 Aoka ho jamba ny masony ka tsy hahita, ary ataovy mivokoka foana izy.”+
-