Asan’ny Apostoly 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Voasoratra ao amin’ny bokin’ny Salamo mantsy hoe: ‘Aoka ho foana ny fonenany ka tsy hisy honina intsony’,+ ary ‘Aoka ho lasan’olon-kafa ny andraikitra notanany.’+
20 Voasoratra ao amin’ny bokin’ny Salamo mantsy hoe: ‘Aoka ho foana ny fonenany ka tsy hisy honina intsony’,+ ary ‘Aoka ho lasan’olon-kafa ny andraikitra notanany.’+