FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 61:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ho fantatr’ireo firenena+ ny zanak’izy ireo,*

      Ary ho fantatry ny vahoaka ny taranany.

      Izay rehetra mahita azy dia hahafantatra hoe

      Izy ireo no taranaka notahin’i Jehovah.”+

  • Isaia 66:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Fa haharitra eo anatrehako ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao+ izay foroniko, ary haharitra hoatr’izany koa ny taranakareo sy ny anaranareo”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara