FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Andriamanitro ô, ianao no itokisako;+

      Aza avela ho menatra aho.+

      Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako ny fahavaloko.+

  • Salamo 31:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ianao no ialofako, Jehovah ô!+

      Enga anie aho tsy ho menatra mihitsy!+

      Vonjeo aho satria manao ny rariny ianao.+

       2 Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy.*

      Tongava haingana hanafaka ahy.+

      Aoka ianao ho fiarovana mafy ho ahy eny an-tendrombohitra,

      Ho toerana voaro mafy mba hahavoavonjy ahy.+

       3 Fa ianao no harambatoko sy manda fiarovana+ ho ahy;

      Hitari-dalana sy hitondra ahy ianao,+ noho ny anaranao.+

  • Isaia 45:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa hovonjen’i Jehovah mandrakizay kosa ianareo ry Israely.+

      Tsy ho menatra na ho afa-baraka ianareo mandrakizay.+

  • Jeremia 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aoka ho menatra ireo mpanenjika ahy,+

      Fa izaho kosa aoka tsy ho menatra.

      Aoka hihorohoro izy ireo,

      Fa izaho kosa aoka tsy hihorohoro.

      Ataovy tonga aminy ny andro iavian’ny loza,+

      Ka torotoroy izy ireo ary aringano tanteraka.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara