Ohabolana 1:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza manaiky, anaka, raha misy mpanota mitady hitaona anao,+ 11 Na raha miteny izy ireo hoe: “Andao hiaraka aminay. Andao hiafina mba hamono olona.* Hiafina isika dia hiandriandry olona tsy manan-tsiny, mba hamely azy tsy amin’antony.
10 Aza manaiky, anaka, raha misy mpanota mitady hitaona anao,+ 11 Na raha miteny izy ireo hoe: “Andao hiaraka aminay. Andao hiafina mba hamono olona.* Hiafina isika dia hiandriandry olona tsy manan-tsiny, mba hamely azy tsy amin’antony.