Salamo 22:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ianao no namoaka ahy avy tao an-kibo,+Sy nanao izay tsy hananako ahiahy teo an-tratran-dreniko. 10 Vao teraka aho, dia efa nankinina taminao mba hokarakarainao;*Mbola tany an-kibon’i Neny aho, dia efa ianao no Andriamanitro. Salamo 139:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 46:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Henoy aho, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo rehetra sisa amin’ny taranak’i Israely,+Dia ianareo izay nampiako hatramin’ianareo vao teraka, sady nentiko hatrany an-kibo.+
9 Ianao no namoaka ahy avy tao an-kibo,+Sy nanao izay tsy hananako ahiahy teo an-tratran-dreniko. 10 Vao teraka aho, dia efa nankinina taminao mba hokarakarainao;*Mbola tany an-kibon’i Neny aho, dia efa ianao no Andriamanitro.
3 “Henoy aho, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo rehetra sisa amin’ny taranak’i Israely,+Dia ianareo izay nampiako hatramin’ianareo vao teraka, sady nentiko hatrany an-kibo.+