Salamo 73:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Amin’izay fotoana izay dia lasa mangozohozo* ireo mpiambina* trano, manjoko ireo lehilahy matanjaka, tsy afaka mitoto intsony ny vehivavy satria efa lasa vitsy, ary maizina izay jeren’ny vehivavy mitazana eo am-baravarankely,+
3 Amin’izay fotoana izay dia lasa mangozohozo* ireo mpiambina* trano, manjoko ireo lehilahy matanjaka, tsy afaka mitoto intsony ny vehivavy satria efa lasa vitsy, ary maizina izay jeren’ny vehivavy mitazana eo am-baravarankely,+