42 “Ny hafa novonjeny, nefa ny tenany tsy hainy vonjena! Izy no Mpanjakan’ny Israely.+ Aleo izy hidina avy eny amin’ny hazo fijaliana, dia hino azy isika. 43 Natoky an’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia tokony hamonjy azy,+ satria izy niteny hoe: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+