2 Samoela 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanao an’izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy tamin’ny fahavalony+ rehetra sy tamin’i Saoly.+ 1 Tantara 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Avy eo dia nisy Levita notendreny hanompo eo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah,+ mba hanome voninahitra* sy hisaotra ary hidera an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Salamo 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
22 Nanao an’izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy tamin’ny fahavalony+ rehetra sy tamin’i Saoly.+
4 Avy eo dia nisy Levita notendreny hanompo eo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah,+ mba hanome voninahitra* sy hisaotra ary hidera an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.