2 Samoela 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona koa i Jehovah, izay namonjy* ahy tamin’ny fahoriana rehetra,+ Salamo 103:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manavotra ny ainao tsy ho lasa any an-davaka* izy,+Ary ataony toy ny satroboninahitra eny aminao ny fitiavany sy ny tsy fivadihany ary ny famindram-pony.+
9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona koa i Jehovah, izay namonjy* ahy tamin’ny fahoriana rehetra,+
4 Manavotra ny ainao tsy ho lasa any an-davaka* izy,+Ary ataony toy ny satroboninahitra eny aminao ny fitiavany sy ny tsy fivadihany ary ny famindram-pony.+