-
Jeremia 5:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Fa misy ratsy fanahy amin’ny vahoakako.
Mitilitily tsy misy farany hoatran’ny mpamandri-borona mamitsaka ao amin’ny miafina izy ireo.
Mamelatra fandrika mahafaty izy ireo,
Ary olona no azony.
-