-
Salamo 2:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Angataho amiko ireo firenena, dia homeko ho lovanao,
Ary ny tany manontolo, fa homeko ho fanananao.+
-
-
Zakaria 9:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hesoriko ny kalesy fitondra miady ao Efraima,
Sy ny soavaly ao Jerosalema.
Hesorina koa ny tsipìka fiadiana.
-