Mpitoriteny 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Efa hitako daholo ny zava-drehetra, nandritra ny fiainana poakaty niainako.+ Hitako ny olo-marina maty nefa nanao ny tsara,+ ary hitako koa ny ratsy fanahy ela velona nefa manao ratsy.+
15 Efa hitako daholo ny zava-drehetra, nandritra ny fiainana poakaty niainako.+ Hitako ny olo-marina maty nefa nanao ny tsara,+ ary hitako koa ny ratsy fanahy ela velona nefa manao ratsy.+