Jeremia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manao ny rariny ianao, Jehovah ô,+ rehefa mitaraina aminao ahoSy rehefa miresaka aminao momba ny fanaovana ny rariny. Nahoana anefa no mahomby ny ratsy fanahy,+Ary nahoana ny mpivadika no tsy mba manana ahiahy?
12 Manao ny rariny ianao, Jehovah ô,+ rehefa mitaraina aminao ahoSy rehefa miresaka aminao momba ny fanaovana ny rariny. Nahoana anefa no mahomby ny ratsy fanahy,+Ary nahoana ny mpivadika no tsy mba manana ahiahy?