Salamo 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mitsangàna, Jehovah ô! Vonjeo aho,+ ry Andriamanitro ô! Fa hamely an’ireo fahavaloko rehetra eo amin’ny valanoranony ianao;Hotapatapahinao ny nifin’ny ratsy fanahy.+
7 Mitsangàna, Jehovah ô! Vonjeo aho,+ ry Andriamanitro ô! Fa hamely an’ireo fahavaloko rehetra eo amin’ny valanoranony ianao;Hotapatapahinao ny nifin’ny ratsy fanahy.+