Salamo 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Vonjeo amin’ny tananao aho, Jehovah ô,Mba tsy ho azon’ny olon’izao tontolo izao, izay tsy manana anjara afa-tsy amin’izao fiainana izao,+Dia ireo mahazo zava-tsoa maro avy aminao+Ary mamela lova ho an’ireo zanany be dia be.
14 Vonjeo amin’ny tananao aho, Jehovah ô,Mba tsy ho azon’ny olon’izao tontolo izao, izay tsy manana anjara afa-tsy amin’izao fiainana izao,+Dia ireo mahazo zava-tsoa maro avy aminao+Ary mamela lova ho an’ireo zanany be dia be.