Salamo 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hitarika ny mpandefitra hanao ny marina* izy,+Ary hampianariny ny lalany ny mpandefitra.+ Salamo 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mitarika ny dian’ny olona i Jehovah,*+Rehefa mahafaly azy izay ataon’ilay olona.*+ Salamo 143:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ampianaro hanao ny sitraponao aho,+Fa ianao no Andriamanitro. Tsara ny fanahinao;Enga anie izany hitarika ahy eo amin’ny toerana tsy mikitoantoana!* Ohabolana 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Ampianaro hanao ny sitraponao aho,+Fa ianao no Andriamanitro. Tsara ny fanahinao;Enga anie izany hitarika ahy eo amin’ny toerana tsy mikitoantoana!*