Salamo 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Jehovah no anjara+ nomena ahy sy kaopy+ ahazoako fitahiana. Narovanao ny lovako. Fitomaniana 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy aho: “I Jehovah no anjarako,+ ka vonona hiandry azy aho.”+