39 ‘Asio an’ilay mikiramborambo ny akanjonareo, amin’izay rehefa mahita an’ilay izy ianareo, dia hahatsiaro ny didin’i Jehovah rehetra ka hankatò an’izany.+ Aza manao izay tian’ny fonareo sy ny masonareo fotsiny, fa hahatonga anareo hivaro-tena amin’ny andriamani-kafa izany.+