FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary natokan’i Davida sy ny lehiben’ny antoko-mpanompo ny sasany tamin’ny taranak’i Asafa sy Hemana ary Jedotona,+ mba hanao fanompoana ka sady haminany izy ireo no hampiasa harpa sy zavamaneno fitendry+ ary kipantsona.+ Ireto avy ireo lehilahy voatendry hanao fanompoana ireo:

  • 2 Tantara 35:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Samy teo amin’ny toerany daholo ny mpihira taranak’i Asafa,+ araka ny didin’i Davida+ sy Asafa+ sy Hemana ary Jedotona+ mpahita fahitana ho an’ny mpanjaka. Ny mpiandry vavahady kosa teny amin’ny vavahady samy hafa.+ Tsy voatery niala teny izy ireo, satria ny Levita rahalahiny no nanomana ny sakafon’ny Paska ho azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara