Deoteronomia 9:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Mbola vahoakanao mantsy izy ireo sady fanananao manokana,*+ izay nentinao tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao mahery.’+
29 Mbola vahoakanao mantsy izy ireo sady fanananao manokana,*+ izay nentinao tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao mahery.’+