Deoteronomia 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah sy nentiny nivoaka avy tao amin’ilay fatana fandrendrehana vy, izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana*+ hoatr’izao androany izao. Deoteronomia 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny anjaran’i Jehovah dia ny vahoakany,+Ary i Jakoba no lovany.+
20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah sy nentiny nivoaka avy tao amin’ilay fatana fandrendrehana vy, izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana*+ hoatr’izao androany izao.