-
Genesisy 1:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary niteny Andriamanitra hoe: “Aoka hisy ny mazava.” Dia nisy ny mazava.+
-
-
Genesisy 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nantsoin’Andriamanitra hoe Andro ny mazava, fa Alina+ kosa ny maizina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro voalohany izany.
-