-
Salamo 89:50, 51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Tsarovy ny latsa natao tamin’ny mpanomponao, Jehovah ô,
Dia ny latsa nozakaiko* avy tamin’ny firenena rehetra;
51 Tsarovy ny teny ratsy nolazain’ireo fahavalonao, Jehovah ô,
Dia ny teny ratsy nataon’izy ireo tamin’ny voahosotrao tany amin’izay rehetra nandehanany.
-
-
Isaia 52:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Inona àry no tokony hataoko?” hoy i Jehovah.
“Fa nalaina maimaim-poana ny vahoakako.
-