-
Isaia 30:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Tonga avy any lavitra ny anaran’i Jehovah.
Tezitra be izy ary misy rahona matevina miaraka aminy.
Feno hatezerana ny molony,
Ary hoatran’ny afo mandoro ny lelany.+
-