1 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mihirà ho azy, manaova hira fiderana* ho azy!+Saintsaino* ny zavatra mahatalanjona rehetra nataony.+ Salamo 143:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mahatsiaro ny taloha aho;Misaintsaina ny zava-drehetra nataonao aho,+Ary mieritreritra lalina* momba ny asan’ny tananao.
9 Mihirà ho azy, manaova hira fiderana* ho azy!+Saintsaino* ny zavatra mahatalanjona rehetra nataony.+
5 Mahatsiaro ny taloha aho;Misaintsaina ny zava-drehetra nataonao aho,+Ary mieritreritra lalina* momba ny asan’ny tananao.