-
Josoa 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 dia tsy nihetsika ny rano nidina avy tany ambony. Niavosa toy ny tohodrano* terỳ lavitra be terỳ ilay izy, teny Adama, tanàna akaikin’i Zaretana. Ritra koa ny rano nidina nankany amin’ny Ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira.* Nijanona tsy nikoriana ny rano, ka niampita nanandrify an’i Jeriko ny vahoaka.
-