Salamo 98:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa nanao zava-mahagaga izy.+ Nahavonjy* ny tanany ankavanana, dia ny sandriny masina.+
98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa nanao zava-mahagaga izy.+ Nahavonjy* ny tanany ankavanana, dia ny sandriny masina.+