16 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa ho faty ianao izao, dia hanomboka hivaro-tena amin’ny andriamani-kafa manodidina azy ity vahoaka ity, any amin’ilay tany halehany.+ Ary hahafoy ahy izy ireo,+ ka hivadika amin’ilay fifanekena nataoko taminy.+