21 Nandeha teo alohan’ny vahoaka i Jehovah, ka andry rahona no nitarihany azy ireo nandritra ny andro,+ ary andry afo no nanazavany azy nandritra ny alina, mba ho afaka handeha izy ireo, na andro na alina.+
20 Koa nanjary teo anelanelan’ny Ejipsianina sy ny Israelita ny andry rahona.+ Maizina ny ilany tamin’ilay rahona, fa nanazava ny alina kosa ny ilany.+ Tsy nifanatona àry ny Ejipsianina sy ny Israelita nandritra ny alina manontolo.