-
Nomery 11:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary henon’i Mosesy nitomany daholo ny fianakaviana. Samy teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy daholo ny olona. Dia tezitra be mihitsy i Jehovah,+ ary tena tsy faly mihitsy koa i Mosesy.
-