-
Eksodosy 16:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Rehefa lasa etona ilay ando tany an-tany efitra, dia nisy zavatra mivaingambaingana kely toy ny lanezy manify+ teny amin’ny tany.
-
-
1 Korintianina 10:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary natao batisa tamin’ny rahona sy ny ranomasina izy ireo, tamin’izy ireo nanaraka an’i Mosesy. 3 Nihinana sakafo ara-panahy+ mitovy koa izy rehetra,
-