-
Nomery 11:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy iray andro ianareo no hihinan-kena, na 2 andro, na 5 andro, na 10 andro, na 20 andro, 20 fa iray volana be izao, mandra-pivoakan’izany eo am-bavoronareo, ka ho rikoriko ianareo.+ Fa nanda an’i Jehovah, izay eo aminareo, ianareo ary nitomany teo anatrehany hoe: “Maninona loatra re izahay no nivoaka avy tany Ejipta e?”’”+
-