7 Nankany amin’i Mosesy àry ny vahoaka ka niteny hoe: “Efa nanota izahay, satria nanome tsiny anao sy Jehovah.+ Aleo re ianao mba mifona amin’i Jehovah ho anay e! Dia mba hesoriny any ireo bibilava ireo.” Ary nifona ho an’ny vahoaka i Mosesy.+
3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny Israelita,+ satria nanana kalesin’ady 900 nisy lelan’antsy*+ i Jabina,* ary nampijaly be azy ireo izy+ nandritra ny 20 taona.