-
Deoteronomia 31:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Hoentiko any amin’ilay tany nianianako tamin’ny razambeny izy ireo,+ dia ilay tany tondra-dronono sy tantely.+ Hihinana izy ireo dia ho voky sady hiadana.*+ Amin’izay fotoana izay dia hanaraka andriamani-kafa sy hanompo an’ireny izy ireo, ary tsy hanaja ahy sady hivadika amin’ilay fifanekena nataoko.+
-