-
Eksodosy 9:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Koa natsotran’i Mosesy hanondro ny lanitra ny tehiny. Dia nandefa kotroka sy havandra i Jehovah, ary nisy afo* nilatsaka tamin’ny tany. Ary nampilatsaka havandra be dia be tany Ejipta i Jehovah.
-