FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa nanjary teo anelanelan’ny Ejipsianina sy ny Israelita ny andry rahona.+ Maizina ny ilany tamin’ilay rahona, fa nanazava ny alina kosa ny ilany.+ Tsy nifanatona àry ny Ejipsianina sy ny Israelita nandritra ny alina manontolo.

  • Hebreo 11:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Finoana no nahavitan’izy ireo niampita ny Ranomasina Mena, hoatran’ny hoe nandeha teo amin’ny tany maina.+ Natelin’ny+ rano kosa ny Ejipsianina rehefa nanandrana nandeha teo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara