-
Eksodosy 14:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia natsotran’i Mosesy avy hatrany teo ambonin’ny ranomasina ny tanany, ka nanomboka niverina tamin’ny laoniny ny ranomasina rehefa akaiky ho maraina ny andro. Ny Ejipsianina kosa nandositra an’ilay rano, kanjo nakifik’i Jehovah nankao afovoan’ny ranomasina izy ireo.+
-
-
Eksodosy 15:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Notsofinao tamin’ny fofonainao ny ranomasina ka nanarona azy ireo.+
Nilentika toy ny firaka nalatsaka tao amin’ny rano be izy ireo.
-